xmw_heb_text_reg/10/38.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 38 Ny ôloko marigny dia ho velogno amin'ny finoagna. Raha mihemotro izy, Zaho dia tsy ho ravo aminazy."\v 39 Fao atsika dia tsy agnisan'ny reo zay mihemotro ho amin'ny faharavagna. Fao ndraiky, atsika dia agnisany reo zay managna finoagna ho amin'ny fitagnagna ny fagnahintsika.