xmw_heb_text_reg/13/01.txt

1 line
199 B
Plaintext

\v 1 Aoka hitôhy ny fitiavagna ara-pirahilahiagna.\v 2 Aza magnadigno mifampiantragno reo vahiny. Fao tamin'ny alalan'ny zany no nanehoan'ny sasany fampiantranoagna reo anjely naifa tsy hainy zany.