xmw_heb_text_reg/11/35.txt

1 line
848 B
Plaintext

\v 35 Nitsangagna tamin'ny maty tamin'ny fanangana-ko velogno reo vaiavy. Reo hafa dia nampijalegny, tamin'ny tsy fagnikaihagna ny famotsaoragna taigna tsara.\v 36 Ny hafa dia nitsapaigny tamin'ny fagnesoagna ndraiky reo fikapohagna, ia fao na dia ny fehy ndraiky reo fagnagadragna aby.\v 37 Nitopiam-bato zareo. Nivakigny hizara aroa zareo. Nivonogny tamin'ny meso zareo. Nivaindravaindra tamin'ny hôditr'ondry ndraiky hôditr'osy zareo. Nahantra zareo, nampihorohorogny, nampijalegny. [Fagnamarihagna: ny dikan-teny sasany talaoha dia mivaky magnanjao: "Nitopiagna vato zareo. Nivakigny hizara roa. Nampandalovigny fitsapagna. Nivonogny tamin'ny meso.'']\v 38 Zao tontolo zao dia tsy magnaiva zareo. Nivendrivendry tagny an-tany maty, tagny amin'ny reo tanety, tagny amin'ny reo lava-bato, aveo tagny amin'ny reo lavaka ambanin'ny tany zareo.