xmw_heb_text_reg/07/20.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 20 Tsy niboaka zany raha tsisy ny fandraisagna fiainagna. Amin'ny lafiny araiky, reo hafa reo dia tonga mpisôrogno tsy nila fiainagna. \v 21 Fao amin'ny lafiny araiky hafa, tô araiky tô, Jesôsy, dia tonga mpisôrogno tamin'ny alalan'ny fianianagna natan'ny lehy nivaolagna taminazy nagnanjao: "Ny Tompo dia nifanta aveo tsy hiaova amin'ny heviny hoe: "Anao dia mpisôrogno bariky dintany."'