xmw_heb_text_reg/07/01.txt

1 line
608 B
Plaintext

\c 7 \v 1 Melkiezedeka zany, mpanjakan'ny Salema, mpisôrognon-Jagnahary Taigna Agnambo, zay fanôjy tamin'i Abrahama koafa nimpôdy avy nandresy reo mpanjaka avakeo nitahy azy. \v 2 Izy no namian'i Abrahama ny ampahafôlon'ny raha jiaby. Ny agnarany hoe: "Melkiezedeka" dia midika hoe: "mpanjakan'ny fahamarinagna." Ny agnarany hafa dia "mpanjakan'i Salema," zany dia: "mpanjakan'ny fiadanagna." \v 3 Izy dia tsy managna iada, tsy managna niny, tsy mangna razam-be, aveo tsy managna fahatapairan'ny fiainagna. Fao naifa, mitôvy amin'ny Zanaka Zagnahary izy, satria mipaitraka ho mpisôrogno bariky dintany.