xmw_heb_text_reg/04/01.txt

1 line
532 B
Plaintext

\v 1 Noho zany, aoka hitandrigny tsara atsika mbô tsy hoisy aminareo tsy afaka hahatakatra ny vaolagna fampanantenagna nambaila hoanareo mbô hidiranareo ao amin'ny fitsaharan-Jagahary. \v 2 Fao atsika dia nagnambaragna vava maharavo hotra zareo reo. Fao zany hafatra zany dia tsisy tagnambo amin-jareo zay tsy nipaitaka tao amin'ny finoaga niaraka taminy reo zay nankatô . ('Fagnamarihagna: ny dikan-teny sasany dia mivaky hotra zao: "Fao zany hafatra zany dia tsisy tômbony hoanareo zay nitandregny azy tamin'ny tsy finoagna.")