\v 8 Fao mahakasiky Zanaka dia nivaolagna Izy hoe: Ny sezy fiandriagnanao, ry Zagnahary, dia bariky tintany aveo ho doria. Ny tongôzon'ny fanjakanao dia tongôzony fitsaragna.\v 9 Nitia ny fahamarignagna anao aveo nalaigny fandikiavan-dàlagna. Noho zany Zagnahary, dia nagnôsotro anao tamin'ny mainaka ny haravoagna mihoatra noho reo mpiara-dia aminao."