\v 8 \v 9 Fao mahakasiky Zanaka dia nivaolagna Izy hoe: Ny sezy fiandriagnanao, ry Zagnahary, dia bariky tintany aveo ho doria. Ny tongôzon'ny fanjakanao dia tongôzony fitsaragna. Nitia ny fahamarignagna anao aveo nalaigny fandikiavan-dàlagna. Noho zany Zagnahary, dia nagnôsotro anao tamin'ny mainaka ny haravoagna mihoatra noho reo mpiara-dia aminao."