\v 32 Fao Tsarovy reo andro talaoha, koafa nazavaigny areo, ny fomba niaraitanareo ny ady mafy tamin'ny fijaliagna.\v 33 Areo dia nalaigny baraka ampahibemaso tamin'ny fagnaratsiagna ndraiky tamin'ny fagninjaihagna, avakeo areo dia niaraka nizara tamin-jareo zay nandalo fijaliagna hotra zany.\v 34 Satria areo dia nanagna fangororam-pô taminjareo zay nigadara, aveo areo dia nagneky taminkaravoagna ny fangalàgna ny fanagnagnareo. Dia nahay areo fao ny haigninareo dia managna fanagnagna taigna tsara ndraiky maharitry bariko dintany. [Fagnamarignagna: Ny dikan-teny talaoha dia tsy hahitagna ny fehezanteny hoe: Fa areo dia nanagna fangoraham-pô tamin'ny gadrako.'']