auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-02 10:51:25 -05:00 committed by root
parent 4cc76ebac5
commit f7a2fcf256
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza magneky tahômigny amin'ny reo karazagna fampianaragna hafahafa. Fao tsara raha tôkony hamafisigny amin'ny fahasoavagna ny fô, fao tsy amin'ny hanigny zay tsy magnampy reo zay mandaiha miaraka aminjareo. Atsika dia managna alitara zay tsy anagnan-jareo zay manompo ny taberinakely fahefagna hihinagna. Fao ny lin'ny reo biby nivonogno atao fagnatitry ho nihin'ny ota dia nindesin'ny mpisorognobe tao amin'ny toeragna masigny nandritran'ny
Aza magneky tahômigny amin'ny reo karazagna fampianaragna hafahafa. Fao tsara raha tôkony hamafisigny amin'ny fahasoavagna ny fô, fao tsy amin'ny hanigny zay tsy magnampy reo zay mandaiha miaraka aminjareo. Atsika dia managna alitara zay tsy anagnan-jareo zay manompo ny taberinakely fahefagna hihinagna. Fao ny lin'ny reo biby nivonogno atao fagnatitry ho nihin'ny ota dia nindesin'ny mpisorognobe tao amin'ny toeragna masigny nandritran'ny zany ny haigninjareo dia niroagna tagny ambailan'ny toby.

1
13/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Noho zany Jesôsy faogna koa nijaly tagny ambailan'ny vavahadin'ny tanàgna,