auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-07 13:03:08 -05:00 committed by root
parent 611d75efea
commit bedfdd23a0
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao ny ôlogno dia mifanta amin'ny ôlogno zay taigna gaida noho ny haignin-jareo. Isakin'ny tapitry ny fifamaliagnan-jareo,dia misy voady araiky natao ho fagnamasinagna. Koafa nanapa-kevitry ny hagnaboaka taigna mazava tamin-jareo mpandaovan'ny fampanantenagna ny tsy fiovoan'ny lanjan'ny tanjony Zagnahary, dia namiany antoko tamin'ny voady zany. Natany zany biaka ho amin'ny alalan'ny raha tsy azo soafagna aroa_zay tsy hain-Jagnahary ny mavandy amin'ny zay_dia hanagna fampaheraizagna
Fao ny ôlogno dia mifanta amin'ny ôlogno zay taigna gaida noho ny haignin-jareo. Isakin'ny tapitry ny fifamaliagnan-jareo,dia misy voady araiky natao ho fagnamasinagna. Koafa nanapa-kevitry ny hagnaboaka taigna mazava tamin-jareo mpandaovan'ny fampanantenagna ny tsy fiovoan'ny lanjan'ny tanjony Zagnahary, dia namiany antoko tamin'ny voady zany. Natany zany biaka ho amin'ny alalan'ny raha tsy azo soafagna aroa_zay tsy hain-Jagnahary ny mavandy amin'ny zay_dia hanagna fampaheraizagna mantanjaka mbô hitanagna mafy ny fahatokiagna zay nambaila teo agnatraihantsika, atsika, zay nilaifa mbô hanagna fialofagna.

1
06/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Managna zany toky zany atsika ho aroa ndraiky vatofantsiky azo hiankinagna