auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-01 20:02:58 -05:00 committed by root
parent 4a1993c9f3
commit 63f462505b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao koafa nahita tsigny tamin'ny ôlogno Zagnahary, dia hoy Izy hoe: "Igny, ho avy ny andro hoy ny Tompo_koafa hagnano fagnikiagna vava amin'ny ôlon'Israely ndraiky ny ôlon'i Joda Zaho. Dia tsy hotra ny fagnikiagna zay nataoko niaraka tamin'ny razagna n-jareo tamin'ny andro zay nindaisako zareo tamin'ny taniny hiala avy tamin'ny tany Egypta zany. Fao zareo dia tsy nitoaitra tao amin'ny fag
Fao koafa nahita tsigny tamin'ny ôlogno Zagnahary, dia hoy Izy hoe: "Igny, ho avy ny andro hoy ny Tompo_koafa hagnano fagnikiagna vava amin'ny ôlon'Israely ndraiky ny ôlon'i Joda Zaho. Dia tsy hotra ny fagnikiagna zay nataoko niaraka tamin'ny razagna n-jareo tamin'ny andro zay nindaisako zareo tamin'ny taniny hiala avy tamin'ny tany Egypta zany. Fao zareo dia tsy nitoaitra tao amin'ny fagnikiako, aveo Zaho tsy niraharaha zareo hoy ny Tompo.