auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-06 23:08:36 -05:00 committed by root
parent 495324b8cc
commit 626e8aa78a
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Karaha zany ny razambenare koafa nikomy tamin'ny alalan'ny fitsapagna Zaho, ary koafa, nandritry ny aifapôlo tagno, dia hitan-jare ny hanigny. Noho zany dia tsy ravo Zaho amin'io taminga io. Hozizy Zaho: 'Izy reo dia voatariky lalandava agny amin'ny lalan-diso ao am-pô. Hotra zany no nianianako tamin'ny fahavignirako hoe: 'Tsy hiditry ao amin'ny fit
Karaha zany ny razambenare koafa nikomy tamin'ny alalan'ny fitsapagna Zaho, ary koafa, nandritry ny aifapôlo tagno, dia hitan-jare ny hanigny. Noho zany dia tsy ravo Zaho amin'io taminga io. Hozizy Zaho: 'Izy reo dia voatariky lalandava agny amin'ny lalan-diso ao am-pô. Hotra zany no nianianako tamin'ny fahavignirako hoe: 'Tsy hiditry ao amin'ny fitsaharako velively zareo."

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Mitandraima, ry rahalahy, biaka tsy hoisy na araiky aminareo aza hanagna fô ratsin'ny tsy finoagna, fao ndraiky, mifampahereza