auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-02 12:03:38 -05:00 committed by root
parent c5094b5696
commit 49d4a49546
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza magneky tahômigny amin'ny reo karazagna fampianaragna hafahafa. Fao tsara raha tôkony hamafisigny amin'ny fahasoavagna ny fô, fao tsy amin'ny hanigny zay tsy magnampy reo zay mandaiha miaraka aminjareo. Atsika dia managna alitara zay tsy anagnan-jareo zay manompo ny taberinakely fahefagna hihinagna. Fao ny lin'ny reo biby nivonogno atao fagnatitry ho nihin'ny ota dia nindesin'ny mpisorognobe tao amin'ny toeragna masigny nandritran
Aza magneky tahômigny amin'ny reo karazagna fampianaragna hafahafa. Fao tsara raha tôkony hamafisigny amin'ny fahasoavagna ny fô, fao tsy amin'ny hanigny zay tsy magnampy reo zay mandaiha miaraka aminjareo. Atsika dia managna alitara zay tsy anagnan-jareo zay manompo ny taberinakely fahefagna hihinagna. Fao ny lin'ny reo biby nivonogno atao fagnatitry ho nihin'ny ota dia nindesin'ny mpisorognobe tao amin'ny toeragna masigny nandritran'