auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-06 22:23:13 -05:00 committed by root
parent 0ae4228593
commit 479e00ec88
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao mazava hoazy fao tsy reo anjelly no vonjegny; fao naifa, ny taranak'i Abrahama. Noho zany dia magnaiva Azy ny atao hotra reo rahilahiny amin'ny fomba jiaby, mbô ho mpisoronabe feno famindram-pô ndraiky fahatokisagna Izy amin'ny fifandraisagna amin'ny reo rahan-Jagnahary, aveo mbô hitondra momban'ny fambilagna reo fahotagnan'ôlogno. Satria Jesôsy laste no nijaly ndraiky nalaigny fagnahy
Fao mazava hoazy fao tsy reo anjelly no vonjegny; fao naifa, ny taranak'i Abrahama. Noho zany dia magnaiva Azy ny atao hotra reo rahilahiny amin'ny fomba jiaby, mbô ho mpisoronabe feno famindram-pô ndraiky fahatokisagna Izy amin'ny fifandraisagna amin'ny reo rahan-Jagnahary, aveo mbô hitondra momban'ny fambilagna reo fahotagnan'ôlogno. Satria Jesôsy laste no nijaly ndraiky nalaigny fagnahy, dia afaka magnampy reo zay alaim-pagnahy Izy.