Mon Jul 26 2021 14:56:39 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-26 14:56:39 -04:00
parent 9b2a5aa3a8
commit 1f3c741b0b
3 changed files with 2 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Tamin'ny finoagna Abrahama, koafa nitsapaigny, dia nanôlotro Isaka. Io no zanany lalahy taokagna zay natôlony, izy lehy nahazo reo fampanantenagna.\v 18 Tamin'i Abrahama no nivolagnany nagnanjao: "Amin'ny alalan'Isaka no hagnisahagna reo taminganao."\v 19 Abrahama dia nisaigny fa Zagnahary dia hahavita hanangagna Isaka amin'ny reo maty, avakeo amn'ny heviny amin'ny aohatra, avy tamin-jareo no hazahoany azy ndraiky.
\v 17 Tamin'ny finoagna Abrahama, koafa nitsapaigny, dia nanôlotro Isaka. Io no zanany lalahy taokagna zay natôlony, izy lehy nahazo reo fampanantenagna. \v 18 Tamin'i Abrahama no nivolagnany nagnanjao: "Amin'ny alalan'Isaka no hagnisahagna reo taminganao." \v 19 Abrahama dia nisaigny fa Zagnahary dia hahavita hanangagna Isaka amin'ny reo maty, avakeo amin'ny heviny amin'ny aohatra, avy tamin-jareo no hazahoany azy ndraiky.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Tamin'ny finoagna mahakasiky reo raha hoavy koa no nitsofan'Isaka rano i Jakoba ndraiky Esao.\v 21 Tamin'ny finoagna Jakoba, tamin'izy afa hifoaty, no nitso-drano reo zanak'i Josefa tsiaraikiaiky aby. Nivavaka Jakoba , nitehagna tamin'ny laohany tongôzo.\v 22 Tamin'ny finoagna Josefa, koafa narikitry ny fiafarany, no nikoragna ny fialan'ny zanak'Israely avy akagny Egypta aveo nagnafarany ny amin'ny talaohany.
\v 20 Tamin'ny finoagna mahakasiky reo raha hoavy koa no nitsofan'Isaka rano i Jakoba ndraiky Esao. \v 21 Tamin'ny finoagna Jakoba, tamin'izy afa hifoaty, no nitso-drano reo zanak'i Josefa tsiaraikiaiky aby. Nivavaka Jakoba, nitehagna tamin'ny laohany tongôzo. \v 22 Tamin'ny finoagna Josefa, koafa narikitry ny fiafarany, no nikoragna ny fialan'ny zanak'Israely avy akagny Egypta aveo nagnafarany ny amin'ny talaohany.

View File

@ -145,7 +145,6 @@
"11-13",
"11-15",
"11-17",
"11-20",
"11-23",
"11-27",
"11-29",