xmw_eph_text_reg/02/13.txt

1 line
577 B
Plaintext

\v 13 Fao avaizo ao amin'i Kristy Jesôsy are zay lavitry Zagnahary talaoha dia nampagnatôgnigny tamin'ny lin'i Kristy. \v 14 Satria Izy no fihavanantsika. Izy nahatonga ny aroa hoaraiky. Tamin'ny nôfomy no nandravagnany ny riiban'ny fanohairagna zay nampizarazara atsika. \v 15 Zany hoe, nifoagnany ny lalàn'ny didy ndraiky fitsipiky mbô hagnanaovany ôlom-baovao araiky ao Aminazy, ndraiky mbô hanaovagna fampihavanagna. \v 16 Kristy dia mampihavagna ny vahoaka aroa tonta ho vatagna araiky amin-Jagnahary amin'ny alalan'ny kakazo fijaliagna, kay mamono ny fanohairagna.