xmw_eph_text_reg/05/15.txt

1 line
219 B
Plaintext

\v 15 \v 16 \v 17 Mitandraima amin'ny fomba fiagnana_ tsy hotra ny tsy hendry fao hotra ny hendry. Ararôty ny fotoagna satria zao andro zao dia ratsy. Noho zany, aza adaladala, fao takaro hoe ino no sitrapôn'ny Tompo.