xmw_eph_text_reg/03/08.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 8 \v 9 Namian-Jagnahary zaho zany fagnomiaagna zany, na dia zaho aby no farany hely amin'ny re ôlomasin-Jagnahary. Zany fagnomaizagna zany dia ny mbô hitoriako amin're Jentilisa ny vava maharavon'ny angôvon'i Kristy saro-tadiavigny. Ny fagnomaizam-pahasoavan-Jagnahary ho ninaha dia ny hindaisako fagnazavagna amin'ny ôlogno jiaby ny fandaharaan-Jagnahary, lehy nagnano ny raha jiaby, nandritrany tagno maro talaoha.