xmw_eph_text_reg/03/03.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 3 \v 4 \v 5 Manaoratra araka ny fagnambaragna nampahafantarigny zaho zaho. Zany no marigny mivôny mahakasiky zay nisoroatako fohifohy taminare. Koafa mamaky zany are, dia hoafaka ny hhazo ny fomba fahazoako zany marigny mivôny mahakasik'i Kristy zany. Tamin'ny re taminga hafa dia tsy nata hain'ny zanak'ôlombelogno zany marigny zany. Fao avaizo ndraiky zany dia nambara tamin'ny alalan'ny Fagnahy tamin're Apostoly ndraiky e mpagnazary zay voataokagna ho amin'tô asa tô.