1 line
364 B
Plaintext
1 line
364 B
Plaintext
\v 6 Zany marigny mivôny zany dia mivaolagna fao re jentilisa dia mpiara-madaova, ndraiky mpiara-miômbogno amin'ny vatagna, ary mizara ny fampanantenagna ao amin'ni Kristy Jesôsy amin'ny alalan'ny vava maharavo zare. \v 7 Fao nanjary mpanompon'ny zany vava maharavo zany zaho tamin'ny fahasoavan-Jagnahary namiagna zaho tamin'ny alalan'ny fiasan'ny angôvonazy. |