1 line
373 B
Plaintext
1 line
373 B
Plaintext
\v 8 Fao tamin'ny fahasoavagna no nagnavaotagna are tamin'ny alalan'ny finoagna, ary tsy avy aminare zany, fao fagnomiazan-Jagnahary. \v 9 Tsy avy amin'ny asa ny fahasoavagna mbô tsy hoisy hiraiharaiha. \v 10 Fao asan-Jagnahary atsika, niforôniny tao amin'i Kristy Jesôsy mbô hagano asa zay fandaharan-Jagnahary afa haila hoantsika, mbô handihianantsika ao amin'ny re. |