1 line
400 B
Plaintext
1 line
400 B
Plaintext
\v 1 Paoly, apostolin'i Kristy Jesôsy araka ny sitrapôn-Jagnahary, hoan'ny re ôlo-masin-Jagnahary agny Efesosy, zay mahatoky ao amin'i Kristy Jesôsy. \v 2 [Fagnamarihagna: Misy fandikagna sasany mangala ny hoe: ''Ao efesosy'' Naifa mety ao amin'ny taratasin'i Paoly tamin'ny volaohany zany.] Hoaminare ny fahasoavagna ndraiky fiadanagna avy amin-Jagnahary Iadantsika ndraiky Jesôsy Kristy Tompo. |