xmw_eph_text_reg/05/18.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 18 \v 19 \v 20 \v 21 Ary aza magnano mamon'ny divay,fao mintondra agny amin'ny faharatsian-toaitra zany. Fao ndraiky aoka ho finoan'ny Fagnahy Masigny, mifampikoragnà aminare amby are amin'ny salamo ndraiky fihiragna ary hiram-pagnahy, mihirà avake mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fônare jiaby. Misaora lalandava amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika ho amin-Jagnahary lehy Iada, mifanolaora taigna amim-pagnajagna hoan'i Kristy.