xmw_eph_text_reg/05/13.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 13 \v 14 Fao koafa hazavain'ny fahazavagna ny raha araiky, dia manjary mibaribary. Fao ny raha jiaby zay mibaribary dia fahazavagna. Noho zany dia koragnigny hoe: "Mijóna, ana mandry, ary mitsangàna amin'ny toairan'ny maty, dia hamiratra amina Kristy."