xmw_eph_text_reg/05/05.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 5 \v 6 \v 7 Fao afaka mahazo antoko ny amin'ny zao are, fao tsy hoisy mpijangajanga, maloto, na ny mpierigny, zany hoe, mpanompy sampy_ managna laova ao amin'ny fanjakan'i Kristy ndraiky Zagnahary. Aoka tsy hoisy hamitaka are amin'ny koragna foagna, satria noho re raha re dia tonga amin'ny zanaky ny tsy fankatoavagna ny hatizairan-Jagnahary. Noho zany,aza mikambagna amin-jare.