xmw_eph_text_reg/05/31.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 31 Noho zany antony zany ny lalahy dia handà iada ndraiky nininy kay hikambagna amin'ny vadiny, ary izy aroa dia hanjary nôfo araiky faogna." \v 32 Gaida zany fahamarignagna mivôny zany_ fao Zaho dia mivaolagna mahakasik'i Kristy ndraiky ny fiangonagna. \v 33 Kanaifa, ny tsiaraikiaraiky aminare faogna koa dia tôkony ho tia vadiny avy hotra ny haigniny, ary ny vaiavy dia tôkony hagnaja vadiny.