xmw_eph_text_reg/05/25.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 25 Ry lehilahy, tiavo ny vadinà, mitôvy ny nitiavan'i Kristy ny fiangonagna ndraiky nagnamaizany azy ny aigny. \v 26 Nanôlotro ny haigniny hoan'ny fiangonagna Kristy mbô hafahany magnamasigny azy, tamin'ny fagnadiovagna azy tamin'ny rano fanasagna amin'ny koragna, \v 27 mbô hahafahany mampiboaka azy ho gaida vogninahitry eo aminazy, tsisy tasy na ketrogno na raha hotra zany, fao masigny sady tsisy diso.