xmw_eph_text_reg/05/18.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 18 Ary aza magnano mamon'ny divay, fao mintondra agny amin'ny faharatsian-toaitra zany. Fao ndraiky aoka ho finoan'ny Fagnahy Masigny, \v 19 mifampikoragnà aminare samby are amin'ny salamo ndraiky fihiragna ary hiram-pagnahy, mihirà avake mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fônare jiaby. \v 20 Misaora lalandava amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika ho amin-Jagnahary lehy Iada, \v 21 mifanolaora taigna amim-pagnajagna hoan'i Kristy.