xmw_eph_text_reg/04/14.txt

1 line
573 B
Plaintext

\v 14 Magnorigny atsiaka Kristy mbô tsy hotra ny zaza zay atopitopon'ny onja eky atsika, ary tsy hoentin'ny rivotro ny fampianaragna ndraiky ny hafitsian're ôlogno amin'ny tetiky feno vandy.\v 15 Fao atsika ndraiky, amin'ny filazagna ny fahamarignagna amin'ny fitiavagna, dia tôkony hitômbo amin'ny fomba jiaby ao amin'Izy zay laoha, zany hoe, Kristy.\v 16 Kristy dia manangagna ny haigny jiaby, ave nakambagna ndraiky natambatra tamin'ny isan-toniny zany, ary koafa miasa miaraka re, dia mahatonga ny vatagna hitômbo mbô hampiorigny ny haigniny amin'ny fitiavagna.