xmw_eph_text_reg/02/19.txt

1 line
549 B
Plaintext

\v 19 Noho zany, tsy vahiny ndraiky mpivahiny eky are Jentilisa zao. Fao vao maika aza mpiray firenena miaraka amin'ny re zay ôlomasin-Jagnahary are salakady agnisan'ny fianakaviagnan-Jagnahary. \v 20 Afa najodigny teo amin'ny fôtotro fagnoraignan'ny re apostoly ndraiky re mpagnazary are, avake Kristy Jesôsy lasite no vato fehizoro. \v 21 Ao Aminazy no hitambaran'ny fagnoraignagna jiaby ary hitombaosany hotra ny Tempoly ao amin'ny Tompo. \v 22 Ao Aminazy faogna no hananganagna are miaraka ho fitoairagna ho amin-Jagnahary ao amin'ny Fagnahy.