xmw_eph_text_reg/02/11.txt

1 line
493 B
Plaintext

\v 11 Noho zany tsarôvo fao Jentilisa tao amin'ny nôfo are talaoha. Are dia antsôvigny hoe "tsy voafora" eo amin'ny re zay antsôvigny hoe "voafora" ao amin'ny nôfo natan'ny tagnan'ôlombelogno. \v 12 Satria mbôla tafisaraka tamin'i Kristy are tamin'ny zany fotoagna zany. Mpivahiny are teo amin'ny vahoakan'ny Israely. Ary vahiny tamin'ny fagnikian'ny fampanantenagna are. Tsy mbôla nanagna fanantenagna ny amin'ny hoavy are. Tsy niaraka tamin-Jagnahary are teto amin'i zao tontolo zao.