xmw_eph_text_reg/01/01.txt

1 line
405 B
Plaintext

\c 1 \v 1 Paoly, apostolin'i Kristy Jesôsy araka ny sitrapôn-Jagnahary, hoan'ny re ôlo-masin-Jagnahary agny Efesosy, zay mahatoky ao amin'i Kristy Jesôsy. \v 2 [Fagnamarihagna: Misy fandikagna sasany mangala ny hoe: ''Ao Efesosy'' Naifa mety ao amin'ny taratasin'i Paoly tamin'ny volaohany zany.] Hoaminare ny fahasoavagna ndraiky fiadanagna avy amin-Jagnahary Iadantsika ndraiky Jesôsy Kristy Tompo.