\v 12 Fao ao amin'i Kristy no anangantsika fahisahiagna ndraiky lalagna am-pahatokiagna nohon'ny fagnantsaovagna Azy.\v 13 Noho zany miangavigny are zaho mbĂ´ tsy ho kivy nohon'ny fijaliako hoanare, zay vogninahitry are.