\v 1 Noho zany, zaho Paoly, dia gadran'i Kristy Jesôsy aminare Jentilisa. \v 2 Atako fao naharegny ny fitantanagna ny fahasoavan-Jagnahary zay namiagna zaho hoanare are.