Fri Jul 23 2021 13:42:19 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-23 13:42:20 -04:00
parent 1598bc4ff4
commit ef2acee6c0
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Manaoratra araka ny fagnambaragna nampahafantarigny zaho zaho. Zany no marigny mivôny mahakasiky zay nisoroatako fohifohy taminare. \v 4 Koafa mamaky zany are, dia hoafaka ny hahazo ny fomba fahazoako zany marigny mivôny mahakasik'i Kristy \v 5 zany. Tamin'ny re taminga hafa dia tsy nata hain'ny zanak'ôlombelogno zany marigny zany. Fao avaizo ndraiky zany dia nambara tamin'ny alalan'ny Fagnahy tamin're Apostoly ndraiky re mpagnazary zay voataokagna ho amin'tô asa tô.
\v 3 Manaoratra araka ny fagnambaragna nampahafantarigny zaho zaho. Zany no marigny mivôny mahakasiky zay nisoroatako fohifohy taminare. \v 4 Koafa mamaky zany are, dia hoafaka ny hahazo ny fomba fahazoako zany marigny mivôny mahakasik'i Kristy zany. \v 5 Tamin'ny re taminga hafa dia tsy nata hain'ny zanak'ôlombelogno zany marigny zany. Fao avaizo ndraiky zany dia nambara tamin'ny alalan'ny Fagnahy tamin're Apostoly ndraiky re mpagnazary zay voataokagna ho amin'tô asa tô.

View File

@ -62,6 +62,7 @@
"02-19",
"03-title",
"03-01",
"03-03",
"03-06",
"03-08",
"03-10",