auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 16:46:59 -05:00 committed by root
parent 89f9e7d1ce
commit e2ce995ac5
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kristy dia nanôlotro ny sasany ho apostoly, ny sasany ho mpagnazary, ny sasany ho evanjelista, ave ny sasany ho pasitaira ndraiky mpampianatra. Nagamia re asa re Izy mbô hagnampiagna re vahoakany masigny ho amin'ny asa fanompoagna, amin'ny fagnorainagna ny vatan'i Kristy. Manôhy magnorigny ny vatany Izy mandra-pahatakarantsika jiaby ny f
Kristy dia nanôlotro ny sasany ho apostoly, ny sasany ho mpagnazary, ny sasany ho evanjelista, ave ny sasany ho pasitaira ndraiky mpampianatra. Nagamia re asa re Izy mbô hagnampiagna re vahoakany masigny ho amin'ny asa fanompoagna, amin'ny fagnorainagna ny vatan'i Kristy. Manôhy magnorigny ny vatany Izy mandra-pahatakarantsika jiaby ny firaisam-ponoagna ndraiky ny fahaizagna ny Zanaka Zagnahary, ave mbô hahatonga atsika ho matotro kay mbô hahatakatra ny hagidasan'ny fahafinoan'i Kristy.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Magnorigny atsiaka Kristy mbô tsy o