auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 00:39:58 -05:00 committed by root
parent 30b8c8b60e
commit dea65490a5
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 \v 32 \v 33 Noho zany antony zany ny lalahy dia handà ny iada ndraiky ny nininy kay hikambagna amin'ny vadiny, ary izy aroa dia hanjary nôfo araiky faogna." Gaida zany fahamarignagna mivôny zany_ fao Zaho dia mivaolagna mahakasik'i Kristy ndraiky ny fiangonagna. Kanaifa, ny tsiaraikiaraiky aminare faogna koa dia tôkony ho tia vadiny avy hotra ny haigniny, ary ny vaiavy dia tôkony hagnaja vadiny.
\v 31 Noho zany antony zany ny lalahy dia handà iada ndraiky nininy kay hikambagna amin'ny vadiny, ary izy aroa dia hanjary nôfo araiky faogna." \v 32 Gaida zany fahamarignagna mivôny zany_ fao Zaho dia mivaolagna mahakasik'i Kristy ndraiky ny fiangonagna. \v 33 Kanaifa, ny tsiaraikiaraiky aminare faogna koa dia tôkony ho tia vadiny avy hotra ny haigniny, ary ny vaiavy dia tôkony hagnaja vadiny.

View File

@ -1 +1 @@
Ry zanaka, magnikaiha ray amandreninare ao amin'ny Tompo, satria mety zany. "Hajay ny iadana ndraiky ny ninina" (Zany no didy voalaohany misy fampanantenagna), "Mbô hahita tsara ana avake mbô ho lava andro hiaignagna aketo ambony tany."
\v 1 \v 2 \v 3 Ry zanaka, magnikaiha ray amandreninare ao amin'ny Tompo, satria mety zany. "Hajay ny iadana ndraiky ny ninina" (Zany no didy voalaohany misy fampanantenagna), "Mbô hahita tsara ana avake mbô ho lava andro hiaignagna aketo ambony tany."