auto save
This commit is contained in:
parent
1650d39329
commit
c59734539c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponare aketo an-tany amin'ny haja ambony ndraiky fangovitagna, amin'ny fahatsoran'ny fônare. Mankatoava zare mitôvy ny fankatoavanare Kristy. Mankatoava tsy ake amin'ny mason'ny tomponare mbô hankasitrahin-jare. Fao ndraiky, mankatoava hotra ny mpanompon'i Kristy, zay magnano ny sitraka Zagnahary amin'ny fônare jiaby. Manompoa amin'ny fônare jiaby, hotra ny hoe manompo ny Tompo are fao tsy ôlogno, satria haintsika fao na ino na ino asa tsara tsabon'ôlogno tsiaraikiaraiky, dia handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo izy na ôlon-kafa.
|
||||
\v 5 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponare aketo an-tany amin'ny haja ambony ndraiky fangovitagna, amin'ny fahatsoran'ny fônare. \v 6 Mankatoava zare mitôvy ny fankatoavanare Kristy. Mankatoava tsy ake amin'ny mason'ny tomponare mbô hankasitrahin-jare. Fao ndraiky, mankatoava hotra ny mpanompon'i Kristy, zay magnano ny sitraka Zagnahary amin'ny fônare jiaby.\v 7 Manompoa amin'ny fônare jiaby, hotra ny hoe manompo ny Tompo are fao tsy ôlogno, \v 8 satria haintsika fao na ino na ino asa tsara tsabon'ôlogno tsiaraikiaraiky, dia handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo izy na ôlon-kafa.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Are Tompo, manaova hotra re raha re faogna koa amin'ny mpanomponare. Aza mampihôrohôro zare. Hainare fao Izy zay sady Tomponare no Tompon-jare dia agny an-dangitry, ary tsisy fiangaragna ao Aminazy.
|
||||
\v 9 Are Tompo, manaova hotra re raha re faogna koa amin'ny mpanomponare. Aza mampihôrohôro zare. Hainare fao Izy zay sady Tomponare no Tompon-jare dia agny an-dangitry, ary tsisy fiangaragna ao Aminazy.
|
Loading…
Reference in New Issue