Fri Jul 23 2021 11:58:22 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-23 11:58:22 -04:00
parent 2720545e93
commit beba73aa7e
2 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Noho zany tsarôvo fao Jentilisa tao amin'ny nôfo are talaoha. Are dia antsôvigny hoe: "Tsy voafora" eo amin'ny re zay antsôvigny hoe "Voafora" ao amin'ny nôfo natan'ny tagnan'ôlombelogno. \v 12 Satria mbôla tafisaraka tain'i Kristy are tamin'ny zany fotoagna zany. Mpivahiny are teo amin'ny vahoakan'ny Israely. Ary vahiny tamin'ny fagnikian'ny fampanantenagna are. Tsy mbôla nanagna fanantenagna ny amin'ny hoavy are. Tsy niaraka tamin-Jagnahary are teto amin'i zao tontolo zao.
\v 11 Noho zany tsarôvo fao Jentilisa tao amin'ny nôfo are talaoha. Are dia antsôvigny hoe "tsy voafora" eo amin'ny re zay antsôvigny hoe "voafora" ao amin'ny nôfo natan'ny tagnan'ôlombelogno. \v 12 Satria mbôla tafisaraka tamin'i Kristy are tamin'ny zany fotoagna zany. Mpivahiny are teo amin'ny vahoakan'ny Israely. Ary vahiny tamin'ny fagnikian'ny fampanantenagna are. Tsy mbôla nanagna fanantenagna ny amin'ny hoavy are. Tsy niaraka tamin-Jagnahary are teto amin'i zao tontolo zao.

View File

@ -57,7 +57,6 @@
"02-04",
"02-08",
"02-11",
"02-13",
"02-17",
"02-19",
"03-title",