diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index 788dec9..e88e8b6 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -Mivavaka zaho mbô ny Zagnaharin'i Jesôsy Kristy Tompontsika, lehy Iadan'ny vogninahitry, hagnamia are ny fagnahin'ny fahindriagna ndraiky fagnambaragna amin'ny fahaizagna Azy. Mivavaka zaho \ No newline at end of file +Mivavaka zaho mbô ny Zagnaharin'i Jesôsy Kristy Tompontsika, lehy Iadan'ny vogninahitry, hagnamia are ny fagnahin'ny fahindriagna ndraiky fagnambaragna amin'ny fahaizagna Azy. Mivavaka zaho mbô hagnazavagna ny mason'ny fônare, mbô hahaizanare ny toky zay nagnantsaovany are sy ndraiky angôvon'ny vogninahiny ny laovany eo amin'ny re ôlomasin-Jagnahary jiaby. \ No newline at end of file