auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 00:34:58 -05:00 committed by root
parent 19599dcf8f
commit a1c20eb48b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 \v 27 Ry lehilahy, tiavo ny vadina, mitôvy ny nitiavan'i Kristy ny fiangonagna ndraiky nagnamaizany azy ny aigny. Nanôlotro ny haigniny hoan'ny fiangonagna Kristy mbô afahany magnamasigny azy, tamin'ny fagnadiovagna azy tamin'ny rano fanasagna amin'ny koragna, mbô afahany mampiboaka azy ho gaida vogninahitry eo aminazy, tsisy tasy na ketrogno na raha hotra zany, fao masigny sady tsisy diso.
\v 25 \v 27 Ry lehilahy, tiavo ny vadina, mitôvy ny nitiavan'i Kristy ny fiangonagna ndraiky nagnamaizany azy ny aigny. \v 26 Nanôlotro ny haigniny hoan'ny fiangonagna Kristy mbô afahany magnamasigny azy, tamin'ny fagnadiovagna azy tamin'ny rano fanasagna amin'ny koragna, mbô afahany mampiboaka azy ho gaida vogninahitry eo aminazy, tsisy tasy na ketrogno na raha hotra zany, fao masigny sady tsisy diso.