auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 21:59:32 -05:00 committed by root
parent ce5149916a
commit 82341b277f
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao mahizigny are fahigny, fao zao are dia fahazavagna ao amin'ny Tompo. Mandihiana hotra ny zanaky ny mazava, (fa ny vokatry ny fahazavagna dia ao amin'ny fahatsaragna jiaby, fahitsiagna, ndraiky fahamarignagna). Avake tadiavo zay mahafinaritry Tompo. Aza mikambagna amin'ny re asa tsy mamokatry ny hizigny, fao ampibariba
Fao mahizigny are fahigny, fao zao are dia fahazavagna ao amin'ny Tompo. Mandihiana hotra ny zanaky ny mazava, (fa ny vokatry ny fahazavagna dia ao amin'ny fahatsaragna jiaby, fahitsiagna, ndraiky fahamarignagna). Avake tadiavo zay mahafinaritry Tompo. Aza mikambagna amin'ny re asa tsy mamokatry ny hizigny, fao ampibaribariho ndraiky re. Fao mahamaingatra na dia manognogno re raha tsabon-jare agny amin'ny miafigny aby.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fao koafa hazavain'ny fahazavagna ny raha araiky, dia lôso miba