diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 94a5253..2850a41 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Paoly, apostolin'i Kristy Jesôsy araka ny sitrapôn-Jagnahary, hoan'ny re ôlo-masin-Jagnahary agny Efesosy, zay mahatoky ao amin'i Kristy Jesôsy. \v 2 [Fagnamarihagna: Misy fandikagna sasany mangala ny hoe: ''Ao efesosy'' Naifa mety ao amin'ny taratasin'i Paoly tamin'ny volaohany zany.] Hoaminare ny fahasoavagna ndraiky fiadanagna avy amin-Jagnahary Iadantsika ndraiky Jesôsy Kristy Tompo. \ No newline at end of file +\c 1 \v 1 Paoly, apostolin'i Kristy Jesôsy araka ny sitrapôn-Jagnahary, hoan'ny re ôlo-masin-Jagnahary agny Efesosy, zay mahatoky ao amin'i Kristy Jesôsy. \v 2 [Fagnamarihagna: Misy fandikagna sasany mangala ny hoe: ''Ao Efesosy'' Naifa mety ao amin'ny taratasin'i Paoly tamin'ny volaohany zany.] Hoaminare ny fahasoavagna ndraiky fiadanagna avy amin-Jagnahary Iadantsika ndraiky Jesôsy Kristy Tompo. \ No newline at end of file