auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 21:59:32 -05:00 committed by root
parent 76661cd77a
commit 4b79c71ec2
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao afaka mahazo antoko ny amin'ny zao are, fao tsy hoisy mpijangajanga, maloto, na ny mpierigny, zany hoe, mpanompy sampy_ managna laova ao amin'ny fanjakan'i Kristy ndraiky Zagnahary. Aoka tsy hoisy hamitaka are amin'ny koragna foagna, satria noho re raha re dia tonga amin'ny zanaky ny tsy fankatoavagna ny hatizairan-Jagnahary. N
Fao afaka mahazo antoko ny amin'ny zao are, fao tsy hoisy mpijangajanga, maloto, na ny mpierigny, zany hoe, mpanompy sampy_ managna laova ao amin'ny fanjakan'i Kristy ndraiky Zagnahary. Aoka tsy hoisy hamitaka are amin'ny koragna foagna, satria noho re raha re dia tonga amin'ny zanaky ny tsy fankatoavagna ny hatizairan-Jagnahary. Noho zany,aza mikambagna amin-jare.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fao mahizigny are fahigny, fao zao are dia fahazavagna ao amin'ny Tompo. Mandihiana hotra ny zanaky ny mazava, (fa ny vokatry ny fahazavagna dia ao amin'ny fahatsaragna jiaby, fahitsiagna, ndraiky fahamari