auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 21:59:32 -05:00 committed by root
parent 39317f176e
commit 493e34617f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Ao amin'ny fivavahagna dia mangataka zaho biaka hahaizanare ny fihoaran'ny hagidasan'ny ngôvo ao amintsika zay mino, araka ny fiasan'ny ngôvony gaida. Zay ngôvo zany faogna no nampiasain-Jagnahary tao amin'ny Kristy koafa natsangagna tamin'ny maty Izy ary navailany teo an-tagnany ankahery tagny an-dangitry. Kristy napaitrany hoambonin'ny lalàgna ndraiky fahefagna ary ny ngôvo ndraiky fitsaragna, ary ny agnaragna jiaby zay misy. Hanapaka Kristy, tsy ho amin'ny zao vanimpotoagna zao faogna, fao hoamin'ny vanimpotoagna hoay koa.
\v 19 Ao amin'ny fivavahagna dia mangataka zaho biaka hahaizanare ny fihoaran'ny hagidasan'ny ngôvo ao amintsika zay mino, araka ny fiasan'ny ngôvony gaida.\v 20 Zay ngôvo zany faogna no nampiasain-Jagnahary tao amin'ny Kristy koafa natsangagna tamin'ny maty Izy ary navailany teo an-tagnany ankahery tagny an-dangitry.\v 21 Kristy napaitrany hoambonin'ny lalàgna ndraiky fahefagna ary ny ngôvo ndraiky fitsaragna, ary ny agnaragna jiaby zay misy. Hanapaka Kristy, tsy ho amin'ny zao vanimpotoagna zao faogna, fao hoamin'ny vanimpotoagna hoay koa.