auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 22:00:17 -05:00 committed by root
parent 78a3044158
commit 27be2bbd1c
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Magnorigny atsiaka Kristy mbô tsy hotra ny zaza zay atopitopon'ny onja eky atsika, ary tsy hoentin'ny rivotro ny fampianaragna ndraiky ny hafitsin're ôlogno amin'ny tetiky feno vandy. Fao atsika ndraiky, amin'ny filazagna ny fahamarignagna amin'ny fitiavagna, dia tôkony hitômbo amin'ny fomba jiaby ao amin'Izy zay laoha, zany hoe, Kristy. Kristy dia manangagna ny haigny jiaby, ave nakambagna ndraiky natambatra tamin'ny isan-toniny zany, ary koafa miasa miaraka re, dia mahatonga ny vatagna hitômbo mbô hampiorigny ny haigniny amin'ny fitiavagna.
\v 14 \v 15 \v 16 Magnorigny atsiaka Kristy mbô tsy hotra ny zaza zay atopitopon'ny onja eky atsika, ary tsy hoentin'ny rivotro ny fampianaragna ndraiky ny hafitsin're ôlogno amin'ny tetiky feno vandy. Fao atsika ndraiky, amin'ny filazagna ny fahamarignagna amin'ny fitiavagna, dia tôkony hitômbo amin'ny fomba jiaby ao amin'Izy zay laoha, zany hoe, Kristy. Kristy dia manangagna ny haigny jiaby, ave nakambagna ndraiky natambatra tamin'ny isan-toniny zany, ary koafa miasa miaraka re, dia mahatonga ny vatagna hitômbo mbô hampiorigny ny haigniny amin'ny fitiavagna.

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, dia mivaolagna ave manindry mafy zany ao amin'ny Tompo zaho, mbô tsy hiaigny tôrotro ny jetilisa eky are, amin'ny fahafinoan'ny fisagnan-jare. Mahizigny ny fahaizagnan-jare, tafisaraka amin'ny fiainan-Jagnahary nohon'n tsy fahaizagna ao amin-jare nohon'ny hamafisam-pônjare. Tsy mahay maingatra zare ave nanôlotro ny haignin-jare hoamin'ny nôfo, ary manôhy magnano zao karazam-pahotagna jiaby zao.
\v 17 \v 18 \v 19 Noho zany, dia mivaolagna ave manindry mafy zany ao amin'ny Tompo zaho, mbô tsy hiaigny tôrotro ny jetilisa eky are, amin'ny fahafinoan'ny fisagnan-jare. Mahizigny ny fahaizagnan-jare, tafisaraka amin'ny fiainan-Jagnahary nohon'n tsy fahaizagna ao amin-jare nohon'ny hamafisam-pônjare. Tsy mahay maingatra zare ave nanôlotro ny haignin-jare hoamin'ny nôfo, ary manôhy magnano zao karazam-pahotagna jiaby zao.

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 Nampianarigny are mbô hihava ao amin'ny fagnahin'ny saigninare, ary hitafy lehy
\v 23 \v 24 Nampianarigny are mbô hihava ao amin'ny fagnahin'ny saigninare, ary hitafy lehy ôlom-bava zay