auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 22:32:47 -05:00 committed by root
parent 7b2ffb531a
commit 21b1b4729a
7 changed files with 7 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zay nangalatra dia tsy tôkony hangalatra eky. Tsy maintsy miasa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mbô hanagnany raha ho zaraigny hoan'ny re ao agnatin'ny tsy fahampiagna. Aza ambaila hoisy koragna maloto hiboaka avy amin'ny vavanare. Mampisà koragna zay ilaigny min'ny fagnoraignagna ny hafa, araka zay ilain-jare, mbô taigna hagnampy re zay mitandregny are ny koragnanare. Ary aza mampalaheli ny Fgnahy Masinjagnahary, fao avy aminazy no nagnanaovagna tombo-kase are ho amin'ny andron'ny fagnavaotagna.
\v 28 \v 29 \v 30 Zay nangalatra dia tsy tôkony hangalatra eky. Tsy maintsy miasa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mbô hanagnany raha ho zaraigny hoan'ny re ao agnatin'ny tsy fahampiagna. Aza ambaila hoisy koragna maloto hiboaka avy amin'ny vavanare. Mampisà koragna zay ilaigny min'ny fagnoraignagna ny hafa, araka zay ilain-jare, mbô taigna hagnampy re zay mitandregny are ny koragnanare. Ary aza mampalaheli ny Fgnahy Masinjagnahary, fao avy aminazy no nagnanaovagna tombo-kase are ho amin'ny andron'ny fagnavaotagna.

View File

@ -1 +1 @@
Ialà ny lôlom-pô jiaby, haromontagna, ny hatizairagna, ny fifamaliagna, ave ny fifampivaolan-dratsy, miaraka amin'ny re karazan'asa ratsy jiaby. Manàgna halimaizam-pagnahy amin'ny tsiaraikiaraiky avy, fahatsoram-pô, mifamotsaora heloko, hotra ny namotsaoran-Jagnahary are tao amin'i Kristy.
\v 31 \v 32 Ialà ny lôlom-pô jiaby, haromontagna, ny hatizairagna, ny fifamaliagna, ave ny fifampivaolan-dratsy, miaraka amin'ny re karazan'asa ratsy jiaby. Manàgna halimaizam-pagnahy amin'ny tsiaraikiaraiky avy, fahatsoram-pô, mifamotsaora heloko, hotra ny namotsaoran-Jagnahary are tao amin'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany aoka mbô ho mpangala tahaka an-Jagnahary, hotra ny zanaka tiagna. Ary mandihiana amin'ny fitiavagna, araka ny nitiavan'i Kristy atsika faogna koa ndraiky ny nagnamiazany ny haigniny hoantsika, fagnatitry manim-pofogno ndraiky sôrogno hoan-Jagnahary.
\v 1 \v 2 Noho zany aoka mbô ho mpangala tahaka an-Jagnahary, hotra ny zanaka tiagna. Ary mandihiana amin'ny fitiavagna, araka ny nitiavan'i Kristy atsika faogna koa ndraiky ny nagnamiazany ny haigniny hoantsika, fagnatitry manim-pofogno ndraiky sôrogno hoan-Jagnahary.

View File

@ -1 +1 @@
Fao tsy tôkony hisy na dia koragna fijangajangagna na karazagna fahalotoagna na tsy fahononan-taigna aza eo aminare, fao tsy magnaiva ny ôlo-masin-Jagnahary re. Aoka tsy hoisy mamoafady, koragna laifasaifaka, ary sangisangy tafahoatra_ fao tsy magnaiva jiaby amin'ny re. Fao ndraiky tôkony hoisy fankasitrahagna.
\v 3 \v 4 Fao tsy tôkony hisy na dia koragna fijangajangagna na karazagna fahalotoagna na tsy fahononan-taigna aza eo aminare, fao tsy magnaiva ny ôlo-masin-Jagnahary re. Aoka tsy hoisy mamoafady, koragna laifasaifaka, ary sangisangy tafahoatra_ fao tsy magnaiva jiaby amin'ny re. Fao ndraiky tôkony hoisy fankasitrahagna.

View File

@ -1 +1 @@
Fao afaka mahazo antoko ny amin'ny zao are, fao tsy hoisy mpijangajanga, maloto, na ny mpierigny, zany hoe, mpanompy sampy_ managna laova ao amin'ny fanjakan'i Kristy ndraiky Zagnahary. Aoka tsy hoisy hamitaka are amin'ny koragna foagna, satria noho re raha re dia tonga amin'ny zanaky ny tsy fankatoavagna ny hatizairan-Jagnahary. Noho zany,aza mikambagna amin-jare.
\v 5 \v 6 \v 7 Fao afaka mahazo antoko ny amin'ny zao are, fao tsy hoisy mpijangajanga, maloto, na ny mpierigny, zany hoe, mpanompy sampy_ managna laova ao amin'ny fanjakan'i Kristy ndraiky Zagnahary. Aoka tsy hoisy hamitaka are amin'ny koragna foagna, satria noho re raha re dia tonga amin'ny zanaky ny tsy fankatoavagna ny hatizairan-Jagnahary. Noho zany,aza mikambagna amin-jare.

View File

@ -1 +1 @@
Fao mahizigny are fahigny, fao zao are dia fahazavagna ao amin'ny Tompo. Mandihiana hotra ny zanaky ny mazava, (fa ny vokatry ny fahazavagna dia ao amin'ny fahatsaragna jiaby, fahitsiagna, ndraiky fahamarignagna). Avake tadiavo zay mahafinaritry Tompo. Aza mikambagna amin'ny re asa tsy mamokatry ny hizigny, fao ampibaribariho ndraiky re. Fao mahamaingatra na dia manognogno re raha tsabon-jare agny amin'ny miafigny aby.
\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 \v 12 Fao mahizigny are fahigny, fao zao are dia fahazavagna ao amin'ny Tompo. Mandihiana hotra ny zanaky ny mazava, (fa ny vokatry ny fahazavagna dia ao amin'ny fahatsaragna jiaby, fahitsiagna, ndraiky fahamarignagna). Avake tadiavo zay mahafinaritry Tompo. Aza mikambagna amin'ny re asa tsy mamokatry ny hizigny, fao ampibaribariho ndraiky re. Fao mahamaingatra na dia manognogno re raha tsabon-jare agny amin'ny miafigny aby.

View File

@ -1 +1 @@
Fao koafa hazavain'ny fahazavagna ny raha araiky, dia manjary mibaribary
\v 13 \v 14 Fao koafa hazavain'ny fahazavagna ny raha araiky, dia manjary mibaribary