auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 23:58:42 -05:00 committed by root
parent f1138becaa
commit 0b6eceecf6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Fao avaizo ao amin'i Kristy Jesôsy are zay lavitry Zagnahary talaoha dia nampagnatôgnigny tamin'ny lin'i Kristy. \v 14 Satria Izy no fihavanantsika. Izy nahatonga ny aroa hoaraiky. Tamin'ny nôfomy no nandravagnany ny riiban'ny fanohairagna zay nampizarazara atsika. \v 15 Zany hoe, nifoagnany ny lalàn'ny didy ndraiky fitsipiky mbô hagnanaovany ôlom-baovao araiky ao Aminazy, ndraiky mampihavagna ny vahoaka aroa tonta ho vatagna araiky amin-Jagnahary amin'ny alalan'ny kakazo \v 16 fijaliagna, kay mamono ny fanohairagna.
\v 13 Fao avaizo ao amin'i Kristy Jesôsy are zay lavitry Zagnahary talaoha dia nampagnatôgnigny tamin'ny lin'i Kristy. \v 14 Satria Izy no fihavanantsika. Izy nahatonga ny aroa hoaraiky. Tamin'ny nôfomy no nandravagnany ny riiban'ny fanohairagna zay nampizarazara atsika. \v 15 Zany hoe, nifoagnany ny lalàn'ny didy ndraiky fitsipiky mbô hagnanaovany ôlom-baovao araiky ao Aminazy, ndraiky mbô hanaovagna fampihavanagna. Kristy dia mampihavagna ny vahoaka aroa tonta ho vatagna araiky amin-Jagnahary amin'ny alalan'ny kakazo \v 16 fijaliagna, kay mamono ny fanohairagna.