auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 23:58:42 -05:00 committed by root
parent ad17cec68c
commit 026778d24a
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ary nihinazy zay mahavita magnano mandokoatra zay jiaby angatahintsika \v 21 na eritreretintsika, araka ny ngôvo zay miasa ao agnatintho nihinazy ny vogninahitry ao amin'ny fiangonagna ary ao amin'i Kristy Jesôsy zisikin'ny taminga jiaby bariky dintany. Amena.
\v 21 Ary nihinazy zay mahavita magnano mandokoatra zay jiaby angatahintsika na eritreretintsika, araka ny ngôvo zay miasa ao agnatintsika, \v 20 ho nihinazy ny vogninahitry ao amin'ny fiangonagna ary ao amin'i Kristy Jesôsy zisikin'ny taminga jiaby bariky dintany. Amena.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Noho zany, zaho, amin'ny maha gadran'ny Tompo zaho, dia mampirisiky are mbô handaiha am-pahindriagna amin'ny antso zay nagnantsaovagna are. Mampirisky are zaho mbô hanagna fanitrian-taigna gaida ndraiky fahatsoragna ave faharaitagna, mifandefitry amin'ny fitiavagna. Magnanaova zay faran'ny angôvonare mbô hikajianagna ny firaisan'ny Fagnahy amin'ny fehim-piavahavanagna.
\v 1 Noho zany, zaho, amin'ny maha gadran'ny Tompo zaho, dia mampirisiky are mbô handaiha am-pahindriagna amin'ny antso zay nagnantsaovagna are. \v 2 Mampirisky are zaho mbô hanagna fanitrian-taigna gaida ndraiky fahatsoragna ave faharaitagna, mifandefitry amin'ny fitiavagna. \v 3 Magnanaova zay faran'ny angôvonare mbô hikajianagna ny firaisan'ny Fagnahy amin'ny fehim-piavahavanagna.